|
|
|
|

Teny iditra1  olorina
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny fisian' ny tena eo akaikin' ny zavatra iray: Olory ny rindrina fa aza halavitina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 olorana

Fivaditsoratra  10 anolory, olorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12