|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oksizena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
4 (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] [oksizenina] 5 Singa simika [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[oksizenina]
6 Oxygène
[1.13] |
| Tsipelina hafa | 7 oksizenina |
| Mpanahaka | 8 o |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|