|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ohatrinona |
| Singan-teny | 2 ohatra, 3 inona |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-manontany ny vidin-javatra: Ohatrinona no vidin' iny manga iray kilao iny
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 6 hoatrinona |
| Fivaditsoratra | 7 hoatrinona, ohatrinona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|