|
|
|
|

Teny iditra 1  ofika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] Karazan' ovy mangidy fahita any anaty ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Betsimisaraka] a twining plant. Dioscorea sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Betsileo] (Voir aussi hofika). Dioscorea heteropoda Baker (Dioscoreaceae). Tubercule de bonne qualité ; consommé après simple cuisson, sans préparation spéciale (H. Perrier ). Encore appelé oviala . [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Tsipelina hafa  7 hofika
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ofika
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 fakoy, 12 fikoa, 13 fioka, 14 kofia, ofika

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07