|
|
|
|

Teny iditra1  nonoina
Fototeny  2 nono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsentsefina na trohina mba hisintonana ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sucked. Used of the teat of a breast. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anonony, nonoina, 11 ononina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12