|
|
|
|

Teny iditra1  njay
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety:
4 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena:
5 Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay)
6 2) Hampiseho fanenenana:
7 Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1]

Fivaditsoratra  8 anjy, 9 inja, 10 jany, 11 jina, njay, 12 njia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17