|
|
|
|

Teny iditra1  njainjay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra:
4 Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay izy ka sarotra ifampiraharahana [1.1]
Mpanahaka  5  hafafandry, 6  zanakalondrano

Fivaditsoratra  7 ijinjana, 8 jinjaina, njainjay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17