Entrée | nivoaka > mivoaka (voaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mivoaka | ||||||||
Anagrammes | maivoka, miovaka, mivoaka |