|
|
|
|

Teny iditra1  ngonongonona
Fototeny  2 ngonona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  14 ngonona

Fivaditsoratra  ngonongonona, 15 nongonongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19