|
|
|
|

Entrée1  ngenongenonina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ngenongenona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany

Anagrammes  9  ingenongenonan, ngenongenonina, ningenongenona

Mis à jour le 2025/01/21