|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ngaha |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?
4 Angaha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 same as angaha
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 comme angaha
[1.3] |
| Ohatra |
7 ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika.
[2.324]
|
| Tovy hevitra | 8 angaha |
| Fivaditsoratra | 9 hanga, ngaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|