Entrée | nendran > nendra | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1] | |||
Areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13] | ||||
Explications en anglais | The small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2] | |||
Smallpox [1.7] | ||||
Explications en français | Petite vérole, variole [1.54] | |||
Variole [1.8, 1.13] | ||||
Exemples | Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
[2.472] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Synonymes | ky ~ kiria ~ lavira | |||
Mots composés |
| |||
Proverbes | Proverbes contenant le mot nendra | |||
Anagrammes | ndrañe, nendra |