|
|
|
|

Teny iditra1  naoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra:
4 Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
5 famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany:
6 Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka [1.1]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  8 anito, 9 atony, 10 itano, 11 naoty, 12 natoy, 13 otany, 14 otina, 15 taino, 16 tanio, 17 tiona, 18 toina, 19 tonia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17