|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 naomba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-milaza filaharana amin' ny zavatra maro tanisaina; nomerao na laharana faha- no fampiasa sy fiteny ankehitriny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an ordinal number. Compare isa. The above word is mostly employed in numbering off soldiers, or in announcing numbers of tunes, and in such cases a corruption of the English one, two, or three, etc. is joined to it. [1.2] |
| Voambolana | 5 Matematika: rafitrisa |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 ambano, 8 anambo, 9 banoma, 10 manabo, 11 naomba, 12 ombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|