Entrée nanaovana > anaovana (tao)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) [1.3]
2Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) [1.3]
3Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) [1.3]
4Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. [2.117]
5Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. [2.508]
Morphologie 
Présent : anaovana, anaovako, anaovanao, anaovany, anaovantsika, anaovanay, anaovanareo, anaovan', anaovan-, anaovam-, anaova-
Passé : nanaovana, nanaovako, nanaovanao, nanaovany, nanaovantsika, nanaovanay, nanaovanareo, nanaovan', nanaovan-, nanaovam-, nanaova-
Futur : hanaovana, hanaovako, hanaovanao, hanaovany, hanaovantsika, hanaovanay, hanaovanareo, hanaovan', hanaovan-, hanaovam-, hanaova-
Impératif : anaovy
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes