|
|
|
|

Teny iditra1  mpitam-banga
Singan-teny  2 mpita, 3 vanga
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona mivarotra ho an' ny hafa fa tsy ho an' ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 agent qui vend pour d'autres. [1.3]
Voambolana  7  Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12