|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpisahala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mpitsara, mampirindra, mpanelanelana, elanelam-panahy: Aza manao mpisahala mitahy anake (Aza mba manao mpanelanelana miaro ny zanany tsara miangatra)
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 halampasy, 5 mpilahasa, mpisahala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|