|
|
|
|

Teny iditra1  mpikasa
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui se propose souvent [1.3#316]
Ohatra  5  nahalala ny fandehan' ny teti-dratsin' ny mpikasa hanongana ny mpanjakavavy ny Praiminisitra Rainilaiarivony. [2.270#]

Fivaditsoratra  mpikasa, 6 mpisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12