Entrée mpifady (fady)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Celui qui s'abstient [1.3]
Exemples Eo am-pisakafoana indray, dia tsaroako ihany koa izy, fa izy no mpisotro ny anjara divaiko: na dia tsy isan'ny mpikambana amin'ny mpifady zava-pisotro mahamamo aza mantsy aho dia tsy nanendry toaka na divay. [2.1011]

Mis à jour le 2023/02/18