|
|
|
|

Teny iditra 1  mpiaotra
Fototeny  2 aotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [1.1]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mpiaotra
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07