|
|
|
|

Teny iditra1  mpanohariana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian' ny antoko iray eo amin' ny fahefana hatao, ka mitetika ny hamerina indray ny fomba narahina teo aloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12