|
|
|
|

Teny iditra1  mpanao dabokandro
Singan-teny  2 mpanao, 3 daboka, 4 andro
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mpampiraoka omby any an' efitra, mpivarotra omby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11