|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mpanana
Fototeny  2 anana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui possède
5 riche [1.3]
Ohatra  6  Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#]
7  Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa. [2.895#176]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10  mpana
Fototeny  11 hana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 celui qui prend à intérêt [1.3]

Teny iditra (3/3)14  mpanana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 chef, patron [1.60#161]

Fivaditsoratra  mpanana, mpanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21