Entrée mpanajary (hajary)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3]
Exemples ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.436]

Entrée mpañajary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [1.78]

Mis à jour le 2023/02/14