|
|
|
|

Teny iditra1  mpampanoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1]

Fivaditsoratra  4 ampañompa, 5 mpampanao, mpampanoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12