|
|
|
|

Teny iditra 1  mpampanao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  mpampanao sy mpivarotra biriky tanimanga no raharahany, dia manao sy mivarotra trano vita koa. [2.1011#nyvelomaizaynapetrany]
5  Ny fangatahana azy ireo hanatanteraka zavatra hita miharihary fa mifanohitra amin' ny lalàna dia mitarika fanasaziana araka ny lalàna ho an' ireo mpampanao izany. [1.320#]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mpampanao

Fivaditsoratra  7 ampañompa, mpampanao, 8 mpampanoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26