|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; mona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  6 monamona, monamonany

Teny iditra (2/2) 7 ; môña
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 [Sihanaka] moana [1.78]

Fivaditsoratra  10 maño, mona, môña

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26