Entrée modia nofo modia sandry
Mots élémentaires modia ; nofo ; sandry
Partie du discours locution
Explications en malgache Firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" [1.1]

Mis à jour le 2023/06/12