|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 môderina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 araka ny toetr'andro
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 moderne
[1.13] |
| Ohatra |
5 Lafo vidy ny kilalao moderina;
[2.445#]
6 Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424#] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how moderina |
| Fivaditsoratra | 8 Dorimena, 9 miredòna, miredona, môderina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15 |
|