Entrée mizotra (zotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
¶ Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
¶ Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
¶ Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy
Mitovy hevitra: manao ranolava ~ manao tohy lahy ~ manao tohy lava ~ manao tohy vakana ~ manao tsoa-tokana ~ manao valala manjohy ~ manao zo-balala ~ mifanao aloha sy aoriana ~ mifanjohizohy ~ milahatra ~ mitandahatra ~ mitandavana ~ mitanjozotra ~ mitomandavana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mizotra
nizotra
hizotra
mizora
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/12/28