Entrée mizezika (zezika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [1.1]
Explications en français être réunis, mis ensemble, entassés en grand nombre: Mizezika eo amin’ ny kianja ny vahoaka (Le peuple est réuni en grand nombre sur la place) ~ Mizezika eo am-pamoloana ny varinay (Notre riz est entassé sur l'aire) [1.3]
Morphologie 
Présent : mizezika
Passé : nizezika
Futur : hizezika
Impératif : mizezeha

Mis à jour le 2023/01/24