|
|
|
|

Teny iditra1  mivendrivendry
Fototeny  2 vendrivendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitotototo mankatsy, mitotototo mankaroa
5 Mipendrampendrana, jemby, badenina: Mivendrivendry anie ny masoko izany e!
6 Mirediredy, miteniteny foana [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12