|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivanavana
Fototeny  2 vanavana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misokatra mitanatana be mihitsy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mivañavaña
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 mitaredretra, mivanaka, mitavozavoza [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  mivanavana, mivañavaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21