Entrée mivalampatra (valampatra (ampatra))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra
Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1]
 Matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13]
Explications en anglais Same as milampatra [1.2]
Explications en français S'allonger, s'étendre [1.13]
Morphologie 
Présent : mivalampatra
Passé : nivalampatra
Futur : hivalampatra
Impératif : mivalampara

Mis à jour le 2023/01/20