Entrée mivaika (vaika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Teny fampiasa taloha amin' ny basy raha ilay miatrana iny ny fem-basy mba hirehetan' ny vanja; miatrana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Morphologie 
mivaika
nivaika
hivaika

2010/05/14