| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan' ny marary ~ Mitsontsorika ny rambon' omby.
5Midina, misolampy, mandry soroka: Araho tsara iny lalan-kely mitsontsorika iny dia ho tonga any amin' ny halehanao ianao.
6Manorika, mikoriana manaraka ny rindrina (rano), manaraka ny takolaka (ranomaso): Nitsontsorika ny ranomasony raha vao nandre ny voina nihatra tamin-dreniny izy.
7Mianjera ka ny loha no mandeha aloha: Niondrika teo amoron-kady izy ka nitsontsorika tany anaty tevana.
[1.1]
|