Entrée mitsitra (tsitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao
¶ Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsitra
nitsitra
hitsitra
mitsira

Mis à jour le 2020/07/31