|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiraka
Fototeny  2 tsiraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
5 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
6 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 mitsiratsiraka

Fivaditsoratra  11 maritsika, 12 misitraka, mitsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12