|
|
|
|

Teny iditra1  mitsinkafona
Fototeny  2 tsinkafona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
5 Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
6 Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12