Entrée mitsingoloka (tsingoloka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera
Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io
Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy
Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1]
 Mivadika ka ny loha no ambany
Mila vaniny [1.13]
Explications en français Culbuter, inverser
Pinailler [1.13]
Morphologie 
Présent : mitsingoloka
Passé : nitsingoloka
Futur : hitsingoloka
Impératif : mitsingoloha
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20