|
|
|
|

Teny iditra1  mitsimbadika
Fototeny  2 tsimbadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza
5 Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny
6 Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 fanapahana mitsimbadika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09