|
|
|
|

Teny iditra1  mitsilopilopy
Fototeny  2 tsilopilopy
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika
5 (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12