|
|
|
|

Teny iditra1  mitselaka
Fototeny  2 tselaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity
5 Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka ny sabatra eny anatin'ny laharan'ny miaramila [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 milatsake, mitselaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02