|
|
|
|

Teny iditra1  mitsefotra
Fototeny  2 tsefotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo
5 Mamoaka tampoka rivotra voangona [1.1]
Ohatra  6  Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12