|
|
|
|

Teny iditra1  mitsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso: Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity divay ity [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 matsitso, mitsatso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12