|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsatsàka
Fototeny  2 tsatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary
5 Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin' izay [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 manatsatsaka
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitsatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13