Entrée | 1 mitsapatsapaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tsapatsapaka |
Allégation |
4 |
Exemples |
5 [2.296#] Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany.
6 [2.588#] Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |