Entrée mitsaingoka (tsaingoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaikitra mitomboka toy ny ataon' ny vavan' ny boloky, akoho: Mitsaingoka voantseva ny boloky
¶ Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nitsaingoka ilay anjara mofomamin-janako [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsaingoka
nitsaingoka
hitsaingoka
mitsaingoha
Synonymes manaingoka
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31