|
|
|
|

Teny iditra1  mitranitrany
Fototeny  2 tranitrany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mirantiranty, mitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12