|
|
|
|

Teny iditra 1  mitraho
Fototeny  2 traho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mihandrohandro ho latsaka [2.313#43]
Ohatra  5  Zana-borona nanintsana elatra aho, / Raiki-tahotry ny oram-be mitraho [1.219]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitraho

Fivaditsoratra  10 matrohy, mitraho, 11 mitroha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26